| ||
Script: Raha vao manomboka miseho ao amin'ny chorion ny cellules-ndrà voalohany, dia manomboka maka endrika ny lalan-drà manerana ny embryon, ary mipoitra ny tubular heart. Avy hatrany ilay fo izay mitombo haingana dia miara-miorona ary manomboka miforona ny efitra tokan'ny fo. Manomboka mitempo ny fo 3 herinandro sy 1 andro aorian'ny fampiraisana. Ny système circulatoire no système voalohany amin'ny vatana, na antokona organes mihavana, izay mamita ny asany. | ||
All ages referenced to fertilization, not last menstrual period. |