| ||
Script: Anelanelany herinandro 3 sy 4, dia efa mipoitra ny tarehin'ny vatana satria ny atidoha, ny tadin'ny hazon-damosina, ary ny fo-n'ilay embryon dia efa azo hamarinina fa hita mazava. manaraka ny chorion. Ny fitomboana malaky dia mampiforitra ilay embryon izay fisaka. Io ambaratonga io dia mandray ampahan'ilay chorion ao anatin'ilay soson'ny système digestif ary manome ny tratra ary ny cavités abdominales n'ilay zaza vao miforona. HERINANDRO FAHA-4 | ||
All ages referenced to fertilization, not last menstrual period. |