| ||
Script: 8 VOLANA Amin'ny herinandro faha-32 eo ho eo dia misy alvéoles na cellules d'air, manomboka miforona ao amin'ny avokavoka. Ny fitomboan'ireo dia mitohy hatramin'ny 8 taona aorian'ny fiterahana. | ||
All ages referenced to fertilization, not last menstrual period. One month = 4 weeks. |