| ||
Script: Matetika ny fo dia mitempo in-113 eo ho eo ao anaty minitra 1. Jereo kely fa miova loko ny fo rehefa miditra sy mivoaka ny efitra ny rà isaky ny mitempo ny fo. Alohan'ny fiterahana dia hitempo in-54 tapitrisa eo ho eo ny fo ary mihoatra ny in-3.2 arivo tapitrisa mandritry ny fiainan'olombelona izay mahatratra 80 taona. | ||
All ages referenced to fertilization, not last menstrual period. |