| ||
Script: Amin'io fotoana io ny reins dia efa manome urine izay mivoaka any amin'ny fluide amniotique. Eo amin'ny embryon lahy, ny testicules izay mitombo dia manomboka manome sy mamoaka testosterone. Ny taolana, ny hozatra, ny ozatra, ary ny lalan-dra eo amin'ny tongotra na tanana dia miha-mitovy ny an'ny olona matotra. | ||
All ages referenced to fertilization, not last menstrual period. |