| ||
Script: Araky ny fitadiavan'ny olona mamotopototra dia ny fanatrehina tabataba mafy loatra dia mety manimba ny fahasalaman'ny foetus. Manaraka izany dia mety mitempo bebe kokoa ny fo, mitelina be loatra ny foetus, ary miova tampoka ny fihetsika. Ny zavatra afaka mitranga afaka fotoana elaela dia fahaverezan'ny fandrenesana. | ||
All ages referenced to fertilization, not last menstrual period. One month = 4 weeks. |