| ||
Script: Ny cellule-n'olombelona tsirairay dia mitondra 3 arivo-tapitrisa an'ireo fototra tsiroaroa ireo, eo ho eo. Ny DNA amin'ny cellule tokana dia mitondra fanambarana be dia be indrindra koa raha ho raisina an-tsoratra, ny litera voalohany amin'ny fototra tsirairay dia mila takila mihoatra ny 1.5 tapitrisa! Raha toa ka ampifanarahana ny DNA amin'ny cellule-n'olombelona tokana dia mirefy 100 cm na 1 metatra. | ||
All ages referenced to fertilization, not last menstrual period. |