| ||
Script: Amin'ny herinandro 6, Miforona ny cellule-ndrà ao amin'ny aty izay misy lymphocytes izao. Io karazana cellule-n-drà fotsy io dia manana anjara lehibe amin'ny fitomboan'ny système immunitaire Ny diaphragme, izay ozatra lehibe ampiasaina rehefa miaina, dia efa miforona amin'ny herinandro 6. | ||
All ages referenced to fertilization, not last menstrual period. |