Script: Amin'ny herinandro 6 ½ dia efa miavaka tsara ny coudes, manomboka misaraka ny rantsa-tanana ary efa hita mihetsika ny tanana.