| ||
Script: Vita tanteraka ny fiforonan'ilay fo izay Manana efitra 4. Raha aravona dia in-167 isaky ny 1 minitra no mitempo ny fo izao. Fihetsiketsehana elektrika avy amin'ny fo hita amin'ny herinandro 7 1/2 weeks dia mampiseho modelin'onja mitovy amin'ny olombelona matotra. | ||
All ages referenced to fertilization, not last menstrual period. |