| ||
Script: Eo amin'ny herinandro 8 , amin'ny 75%-ny embryons rehetra dia hita fa ny ankavanana no manjaka. Ny sisa dia mizara mitovy na kavia na tsy mifidy. Io ny ahitana voalohany ny fihetsika avy eo amin'ny ankavia na ankavanana. | ||
All ages referenced to fertilization, not last menstrual period. |