| ||
Script: Ny fihetsikin'ny tsinay dia manomboka amin'ny herinandro 12. ary mitohy mandritry ny 6 herinandro eo ho eo. Ilay zavatra havoakan'ny colon foetal-ny zaza vao teraka dia atao hoe meconium. Izy io dia misy enzymes digestives, proteines, ary cellules maty narian'ny tract digestif. | ||
All ages referenced to fertilization, not last menstrual period. One month = 4 weeks. |