| ||
Script: Ny zavatra samihafa amin'ny tetsy ambony koa dia raha kasihina ny eo akaikin'ny vava dia mahita fihodinana eo amin'ny stimulus ary dia mivoha ny vava. Io fihetsika io dia atao hoe "rooting reflex" ary io dia mitohy aorian'ny fiterahana, manampy ilay zaza vao teraka ahita ny nonon'ny reniny rehefa minono. | ||
All ages referenced to fertilization, not last menstrual period. One month = 4 weeks. |