| ||
Script: 5 VOLANA Afaka herinandro 20 ny cochlea, ilay organe fandrenesana dia efa nahatratra ny halehibeny ao amin'ny sofina intérieure izay efa miforona tanteraka. Manomboka izao dia hamaly feo samy hafa bebe kokoa ilay foetus. | ||
All ages referenced to fertilization, not last menstrual period. One month = 4 weeks. |