| ||
Script: Amin'ny herinandro 26 dia miteraka ranomaso ny maso. Vao herinandro 27 dia efa mamaly amin'ny mazava ny anakandria-maso. Io fihetsika io dia manamboatra ny haben'ny hazavana izay mahatratra ny rétine mandritry ny fiainana manontolo. | ||
All ages referenced to fertilization, not last menstrual period. One month = 4 weeks. |