WEBVTT 00:00.000 --> 00:08.567 7 HERINANDRO 00:11.867 --> 00:17.100 Manomboka herinandro 7 dia afaka hita ny hoquet. 00:17.133 --> 00:20.000 Izao dia afaka mahita ny fihetsikin'ny ranjo 00:20.033 --> 00:22.767 izay mahatonga ilay foetus ho taitra tampoka.