WEBVTT 00:00.000 --> 00:00.000 Amin'ny herinandro 6, 00:00.033 --> 00:02.600 Miforona ny cellule-ndrà ao amin'ny aty 00:02.633 --> 00:04.1000 izay misy lymphocytes izao. 00:05.033 --> 00:06.767 Io karazana cellule-n-drà fotsy io 00:06.800 --> 00:10.867 dia manana anjara lehibe amin'ny fitomboan'ny système immunitaire 00:10.900 --> 00:12.133 Ny diaphragme, 00:12.167 --> 00:14.167 izay ozatra lehibe ampiasaina rehefa miaina, 00:14.200 --> 00:16.967 dia efa miforona amin'ny herinandro 6.