WEBVTT 00:02.267 --> 00:05.400 Ampahan'ny intestin izao dia efa mivoaka tsindraindray 00:05.433 --> 00:07.300 ao anaty tadim-pôtra. 00:13.400 --> 00:16.933 Io fandehan-javatra io dia ara-dalàna ary atao hoe herniation physiologique, 00:16.967 --> 00:20.533 Ary manome lalana ho an'ireo organes hafa izay miforona ao anaty kibo.