WEBVTT 00:00.000 --> 00:01.233 Manomboka mihetsika betsaka ilay embryon 00:01.267 --> 00:04.967 amin'io fotoana io. 00:05.000 --> 00:07.500 Mety miadana na haingana ny fihetsika, 00:07.700 --> 00:09.467 indray mandeha monja na miverimberina, 00:09.500 --> 00:12.500 tonga ho azy na vokatry ny reflex. 00:12.700 --> 00:16.467 Ny fiodin'ny loha, ny fihetsikin'ny tenda, ary ny fihetsikin'ny tanana eny amin'ny tarehy 00:16.500 --> 00:20.100 dia miha-hita matetika.