WEBVTT 00:00.000 --> 00:02.667 Amin'ny herinandro 8 ny epiderme, na oditra ivelany , 00:02.700 --> 00:05.167 dia lasa membrane misy sosona maro, 00:05.200 --> 00:08.533 ary very ny ankebiazin'ny tsy fahitan-dokony. 00:08.567 --> 00:12.467 Mitombo ny volomaso ary manomboka maniry ny volo manodidina ny vava. 00:12.500 --> 00:17.633 Ny herinandro faha-valo dia mamarana ny fotoana embryonnique.